Résumé de l'épisode
Miverina amin’ny fototra malagasy ve i Madagasikara? Resahana ato ny anjara toerana lehibe tokony homena ny Fokontany sy ny fananganana rafitra mifanaraka amin’ny maha-malagasy.
Miverina amin’ny fototra malagasy ve i Madagasikara? Resahana ato ny anjara toerana lehibe tokony homena ny Fokontany sy ny fananganana rafitra mifanaraka amin’ny maha-malagasy.
Épisodes
Fanehoankevitra momba ny famerenana ny Fokontany ao anaty vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana
ÉcoutéMiverina amin’ny fototra malagasy ve i Madagasikara? Resahana ato ny anjara toerana lehibe tokony homena ny Fokontany sy ny fananganana rafitra mifanaraka amin’ny maha-malagasy.
Fanehoankevitra momba ny toerana tokony homena ny Fokonolona sy fitsapankevi-bahoaka
ÉcoutéFanehoankevitra momba ny anjara toeran’ny Fokonolona sy ny fitsapankevi-bahoaka amin’ny fanapahan-kevitra lehibe eto Madagasikara.
Ny adidy sy andrikitry ny olompirenena aorian’ny fifidiana
ÉcoutéNy demokrasia dia fahefan’ny vahoaka, avy amin’ny vahoaka, ho an’ny vahoaka. Fahefan’ny vahoaka (satria vahoaka masimandidy).
Ny voalaza ao anaty lalampanorenana momba ny Kaominina
ÉcoutéNy fanontaniana azontsika tonga dia apetraka avy hatrany dia hoe : Tena mizaka tena ara-pitantanana sy ara-bola araky ny voalazan’ny lalampanorenana tokoa ve ny nondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana sa tsia.
Ny Repoblika nifandimby teto Madagasikara - Tapany voalohany
ÉcoutéNy repoblika voalohany dia ny « Repoblika Malagasy » izay nanana ny teny filamatra : Fahafahana-Tanindrazana-Fandrosoana, nanomboka tamin' ny 14 Ôktôbra 1958 ka hatramin’ ny 30 Desambra 1975.