AWR Malagasy / Malgache

AWR Malagasy / Malgache

Daily Radio Programs in Malagasy (Malgache) from Adventist World Radio
00:00
00:00

Épisodes

4653-

1 - Aza miraharaha izay fijery na izay filazan'ny olona momba anao 2 - Isaia toko fahaefatra amby enimpolo 3 - Latabatry ny fankatoavana 4 - Afaka mino ny Tenin'Andriamanitra isika, fiz fahaefatra 5 - Fanompoana asesiky ny fitiavana

Tue, 22 Sep 2026 02:00 GMT
4652-

1 - Manaova fihaingana vaovao 2 - Eva 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Aza rerahana ny masonao 5 - ITW Pst Sosthene, Conf AWR 6 - Ny herin`ny fitsanganan`i Kristy tamin`ny maty, fianarana fanampiny

Mon, 21 Sep 2026 02:00 GMT
4651-

1 - Tonga Jesosy mitady ireo izay maniry ho vonjena 2 - Raha te hiompy ombivavy fiz faharoa 3 - Ialao ny ratsy 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - ITw Pst Sosthene Conf AWR 6 - Ho resena ny fahafatesana

Sun, 20 Sep 2026 02:00 GMT
4650-

1 - Aza miankina amin'ny fahalalanao 2 - Ny tenako manontolo 3 - Famantarana 4 - Ny taonan-jatovo sy ny fanabeazana tokony ho azony 5 - Ny vatana hatsangana amin`ny maty

Sat, 19 Sep 2026 02:00 GMT
4649-

1 - Tsy misy tanteraka fa samy marary, aza malaky mitsara 2 - Fisoroana ny fiandronan`ny rano amin`ny vatana 3 - Tamperament 4 - Fitsipika mibaiko ny fifandraisan'ny ray aman-dreny sy ny zaza 5 - Kristy no Santatra

Fri, 18 Sep 2026 02:00 GMT